· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Aogositra, 2018

Hetsika tsy ara-politika manoloana ny fitsidihan'i Bush ao Goatemalà

Nitsidika ity herinandro ity tamin'ny alàlan'ny tontolon'ny bilaogy ao Goatemalà, nahaliana ny famakiana ireo fanehoan-kevitra tamin'ny fitsidihana vao haingana nataon'ny Filoha Bush, izay tsy mitovy tamin'ny fanambarana mahazatra manohitra ny politikan'i Etazonia. Bilaogera sasany niady hevitra momba ny fampisehoana ireo mpilalao sarimihetsika Hollywood.

16 Aogositra 2018