Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Janoary, 2018
Ireo Mpanoratra Any Goatemala
Ao Goatemala, mahita ny ankamaroan'ireo mpanoratra fa tena sarotra ny mamoaka boky, ary mbola sarotra kokoa aza ny manao izany hahazoana tombony. Miasa ho mpanao gazety, mpandalina, injeniera izy ireo matetika. Vitsy amin'izy ireo no tena manokana ny tontolo androny amin'ny fanoratana, ary ny ankamaroany dia tsy fantatra ao an-toerana.