Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Febroary, 2019
Goatemalà: Mankalaza ny Andron'ny Tany sy ireo Fomba Fitandrovana azy
Loharanon-drehareha ho an'ny maro ao Goatemalà ireo alany sy ilay hatsarany voajanahary. Na izany aza anefa, ahiahy ihany koa ny tsy firaharahiana ny tontolo iainana sy ny fahasimbàna, ary manome sosokevitra amin'ny fomba hahazoana antoka ny amin'ny fitandrovana azy ireo bilaogera ao an-toerana.
Voasakana tany Goatemala ny WordPress.com

Manaiky ny zon'ny fahalalahana maneho hevitra amin'ny alalan'ireto teny manaraka ireto ny andininy faha-35 ao amin'ny Lalàm-panorenana Politika ao amin'ny Repoblikan'i Goatemala. Saingy, ankehitriny (2009) anefa dia toa tsy miraharaha ireo lalàna ireo ny mpamatsy tolotra aterineto.