· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Jolay, 2018

Goatemalà: 30 Jona, andro mila tsarovana

  07 Jolay 2018

Isan-taona rehefa 30 jona, mankalaza andro fety ny Goatemalteka, rehefa manao matso ao afovoan-tanàna ny Tafika Goatemalteka. Niavaka ny tamin'ity taona ity satria ny bilaogera no tena mpitatitra ny lanonana, sy niatrika zava-tsy fahita firy.