Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Mey, 2019
Goatemala: Tsy mampitombina ny sasany ireo sary mahery vaika ahitana ireo namoy ny ainy tamin'ny ady
Tao Goatemala, mpaka sary maromaro no nandray anjara tamin'ny fandraketana sy fanehoana ireo sary avy amin'ny ady mitam-piadiana izay nitranga nandritra ny 36 taona.
