Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Mey, 2015
Nametra-pialàna Ny Filoha Lefitr'i Goatemalà, Mitohy Ny Fihetsiketsehana
Nanao diabe ny olom-pirenena Goatemalteka vao haingana mba hitaky ny fialàn'ny mpitondra ambony ao amin'ny firenena, ary niteraka saina te hifety sy be fanantenana tao amin'ny tambajotra sosialy ny fialàn'i Baldetti.
Manao Diabe Hitaky Ny Fametram-pialàn'ireo Mpitarika Ambony Ny Goatemalteka An'arivony
Araka ny filazan'ireo mpanadihady, tsy mitovy amin'ireo fihetsiketsehana manohitra ny "kolikoly araka ny mahazatra" ity fihetsiketsehana ity, satria mety hitarika any amin'ny krizy ara-pitantanam-panjakana, fifidianana mialoha na fanonganam-panjakana mihitsy aza.