Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Jona, 2017

Guatemala: Diso Hevitra I Picasso Ho An'ny Mpanakanto Sasany

Manaporofo ireo mpanakanto Goatemalteka sasany fa diso hevitra i Pablo Picasso tamin'ny hoe " Tsy ilaina ny solosaina . Ny valiny ihany no omeny anao." Ny solosaina sy ny aterineto no vahaolana amin'ny tsy fisian'ny sehatra sy ny toeram-pampirantiana zavakanto ho an'ny mpanakanto somary tsy fantadaza.

Ho an'ny Pelaka, Ny Hoe “Nofinofy Amerikàna” Dia Fintinina Amin'ny Hoe Fitadiavana Toerana Hahafahana Miaina Am-Pilaminana

Andosiran'ireo pelaka i Goatemalà, i Salvadaoro na koa i Honduras satria ilàna vaniny izy ireo. Tsy toy ireo hafa mpifindramonina, fa manaraka azy ireo hatrany ampandosirana ny fllàm-baniny ato azy ireny.