· Mey, 2017

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Mey, 2017

Goatemalà: Mifarimbona Amin'ny Famoahana Boky TRANS 2.0

  25 Mey 2017

Ho fankalazana ny Andro Manerantany ho an'ny Boky, nangataka tamin'ireo mpamaky sy ny namany miisa 50 ilay mpanoratra Goatemalteka sady bilaogera Julio Serrano [es] mba hamoaka ny fizarana samihafa amin'ny bokiny TRANS 2.0 ao amin'ny bilaogin'izy ireo.