· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Septambra, 2011

Goatemalà: Manaraka ny Fifidianana Amin'ny Ankapobeny

  19 Septambra 2011

Androany, [11 Septembra 2011], no handeha hifidy filoham-paritra, ben'ny tanàna, solombavahoaka ary filoham-pirenena ny olom-pirenena Goatemalteka . An-jatony ireo niasa vao maraimbe mba hametraka demokrasia  tena izy. Na dia tsy afaka mifidy aza ireo Gotemalteka monina any ivelany, vahoaka an-jatony manerana izao tontolo izao no manaraka akaiky ny zava-miseho amin'ny...