· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Septambra, 2007

Goatemala: Ireo Vahoaka Hafavolokoditra

  22 Septambra 2007

Taranaky ny teratany (hataontsika hoe hafavolokoditra eto)[indigenes] efa teto talohan’ny nahatongavan’ny Eoropeana ny maro an’isa amin’ny mponina eto Goatemala. Tena ankavitsiana no mba hafa volonkoditra monina eto. Noho izany zavamisy...