Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Marsa, 2015
Tarika Goatemalteka Mampiasa ny Tantara An-tsehatra Ho Fiatrehana Ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy
Hoan'ireo vehivavy ireo, ny teatra dia midika fanasitranana ny ratra am-po amam-panahy sy hanentanana momba ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy ao amin'ny firenena izay vehivavy roa eo ho eo no mamoy ny ainy isan'andro.