Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Septambra, 2015
Niala ny filoha Goatemalteka rehefa nivoaka ny didy fampisamborana
Rehefa niala teo amin'ny toerana maha-filohan'i Goatemalà azy i Otto Pérez Molina dia nitolo-tena teo amin'ny fitsarana ary nalefan'ny mpitsara tany amponja mandrapivoaka ny fehinteny manaporofo ny anjara andraikiny amin'ny kolikolim-padintseranana aminà tapitrisa dolara