Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Avrily, 2018
Goatemalà: Nahazo Loka Tamin'ny Fetiben'i Havana ny Filma ‘Puro Mula’
Notontosaina tany Guatemala, vao nahazo loka tamin'ny fetiben'ny filma ao Havana ny 'Puro Mula'. Iray amin'ny asa vitan'ny vondrona Best Picture System, izay mampiara-dalana ny artista manerana an'i Amerika Latina, izy io.