Tantara mikasika ny Goatemalà tamin'ny Jolay, 2012
Gòatemala : Fanafihana Mahery Vaika Atao Amin'ireo Mpitolona
Miha mitombo hatrany ny fanafihana mahery vaika atao amin'ireo mpitolona ao Gàatemala. Lolita Chavez, mpikambana ao amin'ny Fila-kevi-bahoaka K’iche , no niharan'ny fanafihana nataon'ireo andian-dehilahy mirongo fitaovam-piadiana izay niezaka namono azy...