Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Septambra, 2022
Miantraika amin'ireo Azerbaijani mpiasa mpifindra monina ny ady any Okraina
Azerbaijani an-tapitrisany miasa ao Rosia sy Okraina no mahatsapa ho voatery hanapa-kevitra hisafidy na ny asany na ny fiarovana azy ireo satria mbola mitohy manakorontana ny toekarena eo amin'ny andaniny sy ny ankilany ny adin'i Rosia.