Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Avrily, 2018
Mandehandeha Any Ivelany Ilay Sainam-pirenena Voarara, Miloko Fotsy-Mena-Fotsy An'i Belarosia
Fanehoan-kevitra manoloana ilay saina ofisialin'i fanjakana Belarosia nanomboka ny taona 1991 ka hatramin'ny taona 1995. Taorian'ny fitsapankevi-bahoaka nisafotofoto ny 14 May 1995, nandrara azy io ny filoha Aleksandr Lukashenko ary namerina nanova ny saina Belarosia ho toy ny tamin'ny andron'ny Sovietika.