Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Desambra, 2012

19 Desambra 2012

Hamehana Noho Ny Ranomandry Ao Okraina Andrefana

Ny Alahady 16 Desambra, anjatony ireo fiara no voageja teny an-dalamben'i Okraina Andrefana noho ny tafiotran-dranomandry mavesatra nisy. Araka ny nambaran'ireo mpampita vaovao mahazatra isan-karazany sy ny tatitr'ireo fampahalalam-baovaon'olon-tsotra, enjana be ny zava-nisy, satria marobe tamin'ireo tavela tany anatin'ny fiarany no nanomboka lany vatsy, rano sy solika, nefa ny toetrandro...