Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Desambra, 2014
“Minisitra Vaovao Ao Okraina Hisahana Ny Fahamarinana” Nalàm-baraka Tao Amin'ny Tambajotra Sosialy
Nampivanàka ireo Okrainiana rehetra mihitsy ny namoronana teo anivon'ny governemanta Okrainiana ny Ministera iray vaovao hisahana ny Politikan'ny Fampahalalam-baovao, nahatonga ny sasany hametaka anarana azy ho "Ministeran'ny Fahamarinana."