Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Avrily, 2016
Ampangain'ny Lehiben'ny Fampanoavana Rosiana ny “Faritra Havanana” Ho Nampiasa Ny Media Sosialy Hanonganana An'i Kremlin

Nilaza ny Lehiben'ny Fampanoavana fa nampiasa ny tambajotra sosialy Rosiana VKontakte ny mpikambana ao amin'ny "Faritra Havanana" hamoronany pejy azon'ny daholobe idirana ho mpikambana sy hanomanany " korontana faobe ary hetsika tsy nahazoana alàlana"