Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Aogositra, 2017
Okraina: Ao Amin'ny Twitter Ny Filoha
Manana kaonty Twitter ofisialy amin'izao fotoana ny Filohan'ny Okraina Victor Youshchenko : hita mitsivalana ery ankavanana ny rohin'ny Twitter misy ny vohikala ofisialy. Hita ao amin'ny siokan'ny Filoha ny fanambarana ofisialy isan'andro sy ny lahatsoratra an-gazety nivoaka farany izay hita ihany koa ao amin'ny tranonkala ofisialy.