Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Desambra, 2021
Nahariharin'ny Andron'ny seza foana ny manjò ireo mpanao gazety okrainiana nogadraina
Ny nifantohan'ny hetsika Empty Chair [seza foana] tamin'ity taona ity dia i Vladyslav Yesypenko, mpanao gazety mahaleotena notanana am-ponja tsy ara-dalàna tamin'ny fiampangana fitsikilovana noho ny tatitra momba ny zava-misy iainan'i Krimea fehezin'i Rosia.