Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Oktobra, 2012
Okraina: Teknolojia Ho Amin'ny Fifidianana Mangarahara
Nifidy solombavambahoaka ny Okrainiana tamin'ny 28 Oktobra teo. Noho ny fanagadran'ny filoha am-perinasa ankehitriny ireo mpanao politika mpanohitra, nahasarika tanteraka ny fiarahamonina iraisam-pirenena ny fizotry ny fifidianana. Manoloana ny filazan'ny antokon'ny...