Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Avrily, 2015
Rosiana Enimpolo Tapitrisa Isan'andro No Miditra Aterineto

Ambony dia ambony ankehitriny ny fidirana aterineto ao Rosia raha oharina amin'ireo firenen'ny BRICS na CIS, saingy ambany kokoa raha oharina amin'ireo firenena Baltika, olon-dehibe Rosiana maherin'ny 60 isan-jato no zatra miditra aterineto.

