Mila manilika ny adiadiny ny Rosiana mpanohitra ka mivondrona manohitra ny adyMifanoratra tahaka ny mpifahavalo ireo andrin'ny fanoheranaMpanoratra Geneva SolutionsNandika Naomy25 Mey 2022
Atahoran'ny ao Azia Afovoany ny fitomboan'ny milisy ao Afghanistàna, raha i Rosia mbola manani-bohitra any OkrainaFamahàna ny herisetran'ireo Talibàna ny fisintahan'i Rosia ao amin'ilay faritra.Mpanoratra Zhar ZardykhanNandika Sylvia Aimée19 Mey 2022
Tetikasa fandraketana an-tsarintany amin'ny zanabolana manara-maso ny fahasimbana ao amin'ny vondrom-piarahamonina OkrainianaMety hiditra vanim-potoana iray isika izay ho sarotra ho an’ny miaramila sy ny mpanao politika ny mandaingaMpanoratra Nevin ThompsonNandika Raveloaritiana Mamisoa10 Mey 2022
Manohana an'i Okraina sy ny vahoaka Okrainiana i SarajevoNotakian'ny mpanao fihetsiketsehana ny hanitaran'ny governemanta Bosniaka ny fijanonan'ireo Okrainiana mpitsoa-ponenana ara-dalànaMpanoratra Balkan DiskursNandika Raveloaritiana Mamisoa05 Mey 2022