Maninona i Serbia no lasa ‘ny tena voa mafy indrindra’ amin'ilay ady ao Okraina?Media Serba, tsy miraharaha tsotra izao ny ambana miafin'ireo solontena rosiàna Mpanoratra IstinomerNandika Imanoela Fifaliana27 Marsa 2023
Ankizivavy rosiàna nanao sary manohitra ny ady. Ankehitriny any amina toby fialokalofan'ny ankizy izy, ary nosamborina ny rainyMikorontana noho ny sary manohitra ny ady ny fiainan'ny ankizivavy Rosiana iray .Mpanoratra Daria Dergacheva, Guest ContributorNandika Miora27 Marsa 2023
Eritreritra avy any Tiorkia momba ny ady ao Okraina, herintaona aty aorianaNofy ratsy nandritra ny herintaona, tsy hita fiafarànyMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Miora15 Marsa 2023
Ho an'ireo Okrainiàna miaro ny tanindrazany, manan-danja ny tenyTsy 'ny krizy okrainiàna' fa ny ady ataon'i Rosia amin'i OkrainaMpanoratra Otar DovzhenkoNandika Miora14 Marsa 2023