Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Oktobra, 2017

27 Oktobra 2017

Notoloran'ny Wikipedia Okrainiana Loka Ireo Nandresy Tamin'ny Fifaninanan-tsary ‘Wiki Mankafy ny Tany’

Nahitana mpandray anjara miisa 356, sary miisa 15.000 teo ho eo ary lova voajanahary miisa 1.860 mahery ny ampahany tamin'ny fifaninanana manerantany Okrainiana .

24 Oktobra 2017

Okraina: Sary Avy Any Kherson

"Mitsena anao ao amin'ny Tontolo Hoavy Masaka ny 'raboto' "

10 Oktobra 2017

Okraina: Mitady Fanampiana Avy Amin'ny Ben'ny Tanàna (Tetikasa Maidan)

Ity fikasana tsy nisy fanantenana nataon'ny mponina mba hisarihana ny sain'i Leonid Chernovetsky, ny ben'ny tanàna vaovao ao an-drenivohitr'i Okraina, ny amin'ny rafitry ny tranobe ity dia nalain'ny Tetikasa Vaovao ho an'ny Demokrasia Maidan Iraisam-pirenena sary.......