Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Aogositra, 2010
Etazonia: Miblaogy momba ny fandaharam-pianarana “Asa sy Fitetezam-paritra” ireo mpianatra miteny Rosiana

Isaky ny faharavatra, an'arivony ireo mpianatry ny kolejy avy any Rosia, Ukraine ary ireo firenena hafa Soviety taloha no tonga any Etazonia mba handray anjara amin'ny fandaharam-pianaranan'i Etazonia momba ny Asa sy Fitetezan-tany [EN]. Maro ireo manoratra blaogy momba ireo zava-niainany sy ireo heviny.