Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Mey, 2024
Nahazo ivon-tsehatra tao amin'ny Eurovision 2024 ny adin'Israely amin'i Gaza
Raha noheverina ho fanalana azy ny fifaninanankira isan-taona Eurovision, lanonana tsy idiran'ny politika, niteraka fifandonan-kevitra sy ankivy ny fanapahan-kevitry ny mpanohana hamela an'Israely handray anjara.