Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Oktobra, 2011
Okraina: Ny Filoha Yanukovych Ao Anatin'ny The Simpsons?
Ny tantara farany nivoaka tamin'ilay andian-tsarimiaina The Simpsons dia nieli-patrana tany Okraina noho izy nanao kisarisary mampihomehy momba ny firenena sy ilay jiolahy mafia any Kiev antsoina hoe Victor, izay, araka ny navoitran'ny mpiondana aterineto, dia mitovy amin'ny Filoha Okrainiana Viktor Yanukovych.
Okraina: Sarimihetsika Fanadihadiana Vaovao Manasongadina ny Fiainan-dry Klitschko Mirahalahy sy ny Asany
Diso fantatra amin'ny hoe "The Klitschko Brothers" - "Ry Klitschko Mirahalahy ", ireo Okrainiana Vitali sy Wladimir Klitschko no nibahana ny divizionan'ny lanja mavesatra rehefa nisintaka i Lennox Lewis tamin'ny 2004. Na izany aza, ny horonantsary fanahihadiana ny fiainany mitondra ny lohateny hoe Klitschko, navoakan-dry zareo (azo jerena eto ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...