Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Jona, 2014
Eoropa : Mampahery Ny Rosiana Ny Fandresen'ny Hery Ankavanana

Raha toa ka mampitaintaina ny sasany ao amin'ny firaisambe Eoropeana io fiovana io, betsaka ny Rosiana no nandray izany samboaravoara ao amin'ny fisarahan'ny Eoropeana izany ho toy ny fanamarinana ny fihetsika manohitra ny Firaisambe Eoropeana ataon'i Maosko.
I Jen Psaki, Fahavalo Voalohan'ireo Rosiana Mpampiasa Aterineto

Lasa fomba fiteny ho fampiasàna ny zavatra rehetra ny hoe “Psaki”, ho an'ireo Rosiana rehetra tsy tia ny politika ivelany ampiasain'i Etazonia (indrindra fa ny fidirana antsehatry ny Amerikana any Okraina)
Inona no Malaza Amin'ny Aterineto Ao Okraina Atsinanana

Manohy amin'ny fampiasana ny tambajotran-tserasera ireo milisy roa mifanandrina ho fampitàna ny fizotran'ny hetsika (fanentanana) ara-miaramila ataon-dry zareo
Snowden, 365 Andro Aty Aoriana: Amin'ny 5 Jiona Hoavy Izao, Lazao Hoe Tsia Amin'ny Fanarahamaso

Efa herintaona sahady izay no nisian'ny ampamoaka nataon'i Snowden. Koa amin'ny 5 Jona hoavy izao, hanatanteraka hetsika, fanerena ny mpanao lalàna ireo mpikatroka ary hikarakara hetsika mivantana hanoherana ny fanarahamaso faobe.
Ny Ady Ao Okraina Amin'izao Fotoana Izao

Ny zomà lasa teo, lasa nibaribary kokoa ny ady ao Okraina tao amin'ny kaonty Facebook-n'ny iray amin'ireo "cyber-punk", miaramila ivelan'ny fitondràna, olom-pirenena mitam-basy mifanaretsaka ao amin'ilay faritra.
Euromaidan Enim-bolana Aty aoriana, Mampatsiahy Ny Zavatra Azo
Na inona na inona no hiseho ato aoriana dia ho tsaroan'ireo nandray anjara tamin'ny hetsika Euromaidan foana ny zava-niseho nandritra ireo volana ireo, na ny tsara na ny ratsy.