Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Febroary, 2013
Ady Amin'ny ” Jadona Mahery Vaika” Any Amin'ny Faritra Fitrandrahana Arintany Any Okraina
Tany Severnyi, tanàna ravan'ny fitrandrahana arintany ao atsinanan'i Okraina, ilay bilaogera ao amin'ny Donetsk Stanislav Kmet (mpampiasa ny LJ frankensstein), rehefa nandefasan'ny vondronà mponina mailaka izay mangataka ny hanampiana azy ireo mba hisintonanana ny sain'ny olona ho any amin'iio fitrandrahana tsy ara-dalàna io, izay mitady handrava ny tranon-dry zareo.