Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Febroary, 2019
Mety hiatrika fiampangana heloka bevava ny Ben'ny tanànan'i Odessa taorian'ny nanehoan'ny mpiambina azy herisetra tamin'ny mpanao gazety iray tao an-toerana
Tsy ity ihany no tranga vao haingana indrindra nahitana an'i Trukhanov na ny olona eo ambany fahefany nanao herisetra tamin'ireo mpanao gazety.