Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Novambra, 2013
Mahafaly Ny Rosiana Mpanohitra Ny Hetsi-panoheran'ireo Okrainiana Mpomba Ny Fidirana Ao Amin'ny Fiombonambe Eoropeana

Tsy misy marimaritra iraisana ny amin'ny tokony hanohizan'i Okraina ireo dingana lavabe hidirana ho ao amin'ny Fiombonambe Eoropeana - na tokony mbola hitrandraka hatrany ny fifamatorany amin'i Rosia izy