Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Avrily, 2011
Okraina: Miteraka resabe ny dite “Stalin”
Fihetseham-po misavoritaka izay mitodika amin'ny rafitra kaominista fahiny no tsy ananan'ireo mpamokatra ny fitrandrahana azy. Tetyana Bohdanova mitatitra nby adihevitra mivaivay misy amin'izao fotoana eny anivon'ireo Okrainiana mpiondana aterineto, nateraky ny dokambarotra momba ny dite nomena anarana hoe Joseph Stalin.