Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Febroary, 2010
Okraina: “Raha toa moa ka orinasam-panjakana ny Google…”
Manadrohadro ny asam-panjakana Okrainiana sy ny fahelany amin'ny asany amin'ny alalan'ny lahatsoratra etsy ambany (UKR; Nadikan'ny mpampiasa LJ grosman ho amin'ny teny rosiana ato izany) ny mpampiasa LJ (Live Journal)...