Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Aogositra, 2016
Nanao Ny Dihiny Farany Indrindra Ve Ilay Tsirefesimandidin'i Uzbekistan?
"Sambany tao anatin'ny 27 taona, tsy eo amin'ny fifehezana an'i Uzbekistan i Karimov."
Anjerimanontolo Amerikàna Ao Afganistana Ahiana Ho Fahirano Tamin'ny Fanafihana Nataon'ny Mpitolona
Farahfahakeliny, mpianatra iray no maty nandritra ilay herisetra.
Lasa Adala Amin'ny Medaily Volamena Olaimpika Sambany Vao Azony Hatramin'izay i Tajikistan
"Ho ela velona ny reny Tajik izay niteraka ny zaza toa an'i Dilshod Nazarov. Arahabaina ry renin'i Dilshod."
Mbola Mankatia Ilay Vehivavy Mpanao Tolona Nihintsana Antenantenan-Dalana Tao Rio Ihany i Kyrgyzstan
Ny fisian'ilay nahavotsotra ny medaily halimo tokana azon'ny firenena noho ny fihinanana fanafody mampatanjaka [nataon'ny atleta mpiray tanindraznaa aminy] no vao maika kosa nampalaza sy nitiavan'ny olona azy bebe kokoa.
Ny Fomba Enti-manao Dokambarotra Kyrgyz Tonga Lafatra: Soavaly, Tendrombohitra ary Vehivavy Tsara Tarehy
Rehefa dinihina, toy ny notenenin'ireo razambentsika foana hoe : ''aza mangataka soavaly faingana, mangataha dia ieren-doza'.
Kyrgyzstan, sy ny Filoha Tsy Te ho Dragona
"Tsia, tsy hoe mahery fiteny amin'i Atambayev aho. Ambony loatra ny sandan'ny fahaizany benahoana."
Adin-teny (Sy Afisy Lehibe) Momba Ny Fitafian'ny Vehivavy Ao Kyrgyzstan-
Ho an'ny sasany, fizarazarana ara-pivavahana Silamo izany. Ho an'ny hafa, mikasika ireo lehilahy milaza amin'ny vehivavy ny tokony hanehoany ny vatan'izy ireo izany.