Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Aogositra, 2010
Azerbaijan: Namafisin'ny Fitsarana Avo ny fiampangàna ireo mpitoraka blaogy
Ity dia fampidirana avy amin'ny fanasàna natao tamin'ny blaogin'i Rebecca Vincent, Advocacy Assistant ho an'i Azerbaijan sy ny Europe Program Manager ao amin'ny ARTICLE 19. Ho fanampim-baovao bebe kokoa, mifandraisa amin'i Rebecca Vincent amin'ny: rebecca [ at ] article19 [ dot ] org ARTICLE 19 dia manaramaso akaiky tokoa ny...
Zeorzia: Fitsingerenan'ny faha-roa taonan'ny Ady tao Ossetia Atsimo
Mifangaro ireo hetsika amin'ny aterineto izay sady mifantoka amin'ny tontolo ara-jeopolitika ihany koa raha toa kosa i Jorjia ka mankalaza ny faha-roa taonan'ny ady nifanaovany tamin'i Rosia tamin'ny volana Aogositra 2008 mikasika ny sisin-tanin'i Ossetia Atsimo
Sina: Tantaran'ny “Visa”
Hatraiza fotsiny ny hasarotr'izany, hoy i Chen Zikun mpitoraka blaogy ao amin'ny Sina sady mpanao gazety mahaleo tena ao amin'ny lahatsorany tamin'ny 6 Aogositra, ho an'ireo mpitety tany Sinoa te-haka “visa”—ka ny valitenin'i Chen dia toa manao hoe: tsy dia sarotra loatra—ka izaràny ireo tantara momba ny “visa” ho an'ireo...
Afghanistan : saripikan'ny mpamaham-bolongana ivelan'ny ady sy ny Wikileaks
Amin'ny alalan'ny fanehoana an-tsary ny endrika isan-karazan'ny fireneny no amoahan'ny mpamaham-bolongatsary Afghan izany Afghanistan ankoatra ny ady sy ny Wikileaks. Nasim Fekrat, ilay mpamaham-bolongana Afghan efa nahazo loka no manolotra antsika ny endrika kanton'i Afghanistan – firenena meva tontolo voahary – sy ny endrika “mikentrona” ao aminy, ny fahantrana. Afghanistan Meva...
Georgia (Zeorzia): Ady mangatsiaka, hasambàrana mangatsiaka
Herinandro monja mialoha ny tsingerintaona faharoan'ny ady tselatra teo amin'i Rosia sy Georgia [Zeorzia] hifehezana ny faritra mpisintaka ao Atsimon'i Ossetia, mamily ny fifantohan-tsainy ho any amina ady mangatsiaka iray misy eo amin'ireo firenena roa ireo kosa i Evolutsia, ny ao Abkhazia.