· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Jona, 2017

Kazakhstan: Toekarena sy bilaogy

  29 Jona 2017

(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Miresaka mikasika ireo maodelin'ny fitondrantenan'ny vahoaka ao Kazakhstan eo anivon'ny fiarahamonina ny Megakhuimyak… [ru]: Tian'ireo olona aty amin'ny Firenena an-dàlam-pandrosoana manokana ny mandany ny volany amin'ny fisehosehoana, indrindra, rehefa misy hidirany amin'ny lanonam-panambadiana. Vao nisy mpifankatia nanambady, fa efa dolara an'aliny sahady no lany. Avy eo mandoa...

Tajikistan: Ny Kolikoly sy ny Angovo

  19 Jona 2017

Ny resabe ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Tajik tamin'ity herinandro ity angamba dia vokatry ny tatitra fa mandray 300 dolara Amerikana monja isam-bolana ny filohan'ny Sampan-draharaham-panjakana Manaramaso ny Kolikoly sy ny Ara-bola vaovao, Sherhon Salimov.

Tajikistan: Tantara Momba Ny Dia Mahavariana

  19 Jona 2017

Misy tantara mahaliana momba ilay vehivavy Amerikàna nitety an'i Tajikistan ary nanoratra mombamomba ny dia. Tsy afa-po tamin'ny tolotra izy fa tia miresaka amin'ny olona kosa ary mahafantatra momba ny fiainan'izy ireo sy ny fomba amam-panaon'izy ireo. Tao anatin'ny roa andro, manana zavatra marobe hotantaraina izy ...

Tajikistan: Ny Zavakanto sy ny Kolontsaina

  19 Jona 2017

Tamin'ity herinandro ity, nizara ny tantaran'ilay mpanao asa tanana avy ao Istravshan (avaratr'i Tajikistan) izay manao asa momba ny hoditra hatramin'ny mbola kely sy efa ho 60 taona ny Firuz ao amin'ny bilaogy neweurasia.

Kyrgyzstan: Vanintaonan'ny Fanambadiana

  16 Jona 2017

Ny vanintaona mafana no fotoana tsara indrindra hanambadiana. Tsy miavaka amin'izany ny mpifankatia Kyrgyzstani ka noho izany, mitatitra an-tsary sy an-dahatsoratra momba ny fampakaram-badin'ny naman'izy ireo ny bilaogera.

Afganistàna: Nohelohina Ho Faty Fa Nizara Lahatsoratra Avy Taminà Bilaogy

  09 Jona 2017

(Fanamarihana: Lahatsoratra tamin'ny Janoary 2008) Ny Fikambanan'ireo Afgàna Mpanoratra Bilaogy (Afghan Penlog), vondrom-piarahamonina iray natsangan'ny andianà bilaogera Afgàna mpikatroka, dia nilaza ny tebitebiny lalina momba ilay tanora bilaogera sady mpanao gazety, Sayed Parwiz Kambakhsh, izay nahazo fanamelohana ho faty avy amin'ny fitsaràna iray ao an-toerana. Mpitatitra vaovao isankerinandro tao amin'ny...