· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Novambra, 2007

Kazakhstan : Be mpijery ny lahatsarim-pangalatra

  24 Novambra 2007

Ity lahatsoratra ity no nahitana ny fahasamihafan’ny fahazoana ny teny anglisy sy ny teny malagasy amin’izao fotoana izao, indrindra ny eny an-dalambe ka voatery namboarina ny filaza azy amin’ny teny malagasy. Ny teny hoe nipoaka manko ohatra sy ny teny hoe nitsefotra ary ny teny hoe nanapaka dia milaza tsy...

Ozbekistana : Fahavoazam-be hoan'ny firenana

  10 Novambra 2007

Fahavoazam-be hoan'ny firenana iray manontolo : izany no ambetivetin'ny feo re avy any amin'ny blaogosferan'ny faritra Afovoan'i Azia – indrindra indrindra ireo blaogy Ozbeka – tamin'ny namonoan'ny sasany an'i Alisher Saipov, izay tena sangany amin'ireo mpanao gazety, ny tanànan'i Osh izay nipetrahany dia ao amin'ny faritra Atsimon'i Kyrgyzstana sady mifanolo-bodirindrina...

Ozbekistana : Fanampim-baovao mikasika ny famonoana an'i Alisher Saipov

  05 Novambra 2007

Ny blaogy Libertad dia mamoavoafy mikasika ny fampiharana ny lalàna Kyrgyza [Kyrgyzstana] momba ny famonoana an'i Alisher Saipov, mpanao gazety fatra-pitsikera, izay maty voatifitra tany Osh any Kyrgyzstana. Ampangain'ny Polisy ho mpamono ny antoko Silamo Hizb-ut-Tahrir, ireo mpanao gazety kosa dia mihevitra fa ny sampana misahana ny fitsikilovana Ozbeka no...

Armenia : Mariazin’ny Mafia

  02 Novambra 2007

Asehon’ny Hetsi-panafahana sosialista Armeniana Armenian Libertarian-Socialist Movement  amin’ny alalan’ny rakitsarimihetsika ho an’ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon’ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany amin’io firenena io. Oronantsarimihetsika nalaina avy tamin’ny mariazin’ny anabavin’i Gagik Tsarukian io ary...

Kyrgyzstana : Fanadihadiana tao aorian'ny famonoana mpanao gazety

  01 Novambra 2007

Ny blaogy Beaudi's Blog dia mitatitra [Anglisy] izay vaovao farany momba ny fandroson'ny fanadihadiana momba ny famonoana an-kerisatra an'i Alisher Saipov, izay mpanao gazety Ozbekistana niasa tao an-tanànan'i Osh any Kyrgyzstana. Araky ny fanambaran'ny manam-pahefana dia manana rohy akaiky amin'ireo antoko Silamo « mpanao vy very ny ainy » ary...