· Febroary, 2022

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Febroary, 2022

Mpanao gazety sady mpikatroka pelaka Azerbaijani nisy namono

  26 Febroary 2022

Niteraka hatezeram-bahoaka tao amin'ny sehatry ny tambajotra sosialy i Hafizli, ka maro ireo mpikatroka nitsikera ny tantaran'ny tsy fandraisana andraikitra tao Azerbaijan rehefa miresaka momba ny heloka bevava amin’ny fankahalana, indrindra indrindra. ireo mikendry vondrona voahilikilika ao amin'ny firenena.