Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Septambra, 2017
Bitsika Afgàna: Fampihavanam-Pirenena sy Ashura
Nahoana ianareo no mively tena sy mandratsa-drà. [...]; Maniry ny hahazo tombontsoa aho, [...] "te-hanambady aho, fa tsy manam-bola."
Misaona An'ilay “Renibe” Nancy Hatch Dupree, Maty Teo Amin'ny Faha-90 Taonany i Afghanistana
"Iray amin'ny fitiavana sy fankafiazana vitsy tsy misy fepetra an'i Afghanistan."
Mamerina Ny Lazany Ao Azia Afovoany I Steven Seagal , Ary Mampatahotra Ny Mety Ho Tohin'izany
Misy ve ny sarimihetsik'i Genghis Khan izay manasongadina an'i Seagal ao amin'ny fantsona? Ndeha antenaina hoe tsia .
Bilaogy Armeniana Miresaka Fidarabohan'ny Armavia
Nianjera tany amin'ny Ranomasina Mainty ny fiaramanidina Airbus A320 an'ny zotram-piaramanidina Armeniana Armavia ary mpandeha miisa 113 niaraka tamin'ny ekipan'ilay zotra no maty tamin'izany, izay azo lazaina ho fianjeran'ny fiaramanidina ratsy indrindra nisy teo amin'ny tantaran'i Armenia.
Etazonia: Manahy Amin'ny Fifandraisan'i Armenia Sy Iràna
Na any aminà “firenena kely” iray aza, mba te-hiaina finaritra ny olona, saingy noho ireo tsindry iraisam-pirenena rehetra mianjady ....tsy misy azontsika atao, afa-tsy ny mijery ny firenentsika hozongozonina miankavia miankavanana... raha tsy hoe misy zavatra tokony hatao angaha?
Ady Ao Nagorno Karabakh: “Zaratany Noafahana”
Feno tombatombana momba ireo faritra fito ao Azerbaijan eo ambany ny fifehezan'ny tafika Armeniana sy Karabakh amin'izao fotoana izao, izay antsoin'ireo manana fijery nasionalista kokoa hoe "Faritra noafahana"ny tontolon'ny blaogy Armenianina .
Kazakhstan: Vola, Fakàna an-keriny, Vola, Fahefana, Vola…
Talohan'ny niaingany hamonjy ny fivoriana dia nilaza tamin'ny vadiny izy mba hitatitra any amin'ny polisy raha misy zavatra mitranga aminy.
Paikadin'i Trump amin'i Afghanistan: Fanantenana Vaovao sy Tahotra Tranainy
"Nataon'ny filoha Trump mazava ihany tamin'ny farany izay efa nolazain'ny Afghan tao anatin'ny 15 taona : mampiantrano mpampihorohoro i Pakistan."