· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Janoary, 2019

Nahena ho 20 taona ny sazin'i Sayed Pervez Kambakhsh

GV Mpisolovava  31 Janoary 2019

Nofoanan'ny fitsarana avo Afghana ny fanamelohana ho faty ho an'ilay mpianatry ny asa fanaovan-gazety izay voampanga tamin'ny fanevatevana noho ny fametrahana fanontaniana tao am-pianarana momba ny zon'ny vehivavy eo ambanin'ny finoana Islamo . Saingy mbola nanameloka azy hisazy 20 taona an-tranomaizina ireo mpitsara.

Azerbaijan: Bilaogera roa voasazy

GV Mpisolovava  30 Janoary 2019

Araka ny efa natahoran'ny ankamaroan'ny mpanohana azy ireo, dia efa nanameloka an'i Adnan Hajizade sy Emin Milli sahady ny fitsarana iray any Baku, Azerbaijanary ny andro nanaovana ny adihevitra momba ny raharaha hanenjehana ireo tanora mpikatroka roa amin'ny fibilaogina lahatsary, .

Tsy afaka nidirana ny Livejournal tany Kazakhstan

GV Mpisolovava  20 Janoary 2019

Tsy afa-niditra tamin'ny sehatra famahanana bilaogy malaza sady tambajotra sosialy Livejournal.com ireo mpisera aterineto Kazakh . Bilaogera Kazakh vitsivitsy avy ao amin'ny Livejournal ihany no afaka miditra amin'ny alalan'ireo mpanome tolotra aterineto madinika na amin'ny alalan'ny fampiasana ny proxy. Azo nidirana anefa ny Livejournal.ru .

Savalalana fampahafantarana momba ny fibahanana ao Ozbekistany

GV Mpisolovava  18 Janoary 2019

Amin'izao fotoana izao ny bilaogera Ozbeka manana olona amin'ny fanavaozana ny bilaoginy. Indraindray ry zareo mba amoahana torohay no mandefa imailaka izany amin'ny namany monina ivelan'i Ozbekistana izay mamoaka izany ho hitan'ny besinimaro. Mampihena ny fombafomba demaokratika ao amin'ny firenena izany.

Nakaton'i Ozbekistan ny tranonkala Newsuz.com

GV Mpisolovava  09 Janoary 2019

Mitazona ny rafitra fanivanana faran'izay mivoatra sy miparitaka any amin'ireo firenena Commonwealth of Independent States (CIS) i Ozbekistan. Nanambara ny Reporters Without Borders (RSF) tamin'ny 7 Novambra 2006 fa  anisan'ireo firenena 13 tondroin'ny ONG ho "Fahavalon'ny Aterineto" i Ozbekistan.