Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Jolay, 2018
Nahoana No Asehon'ny Faritanin'i Bamyan Ny Tsara Indrindra Any Afganistàna ?
"Hafatra mazava no omen'ity sary ity : fiarovana, fahamendrehana ary fitovian'ny lahy sy ny vavy. Maniry ny fisian'ny fihaonana tahaka izao any amin'ny faritany rehetra aho."
Azerbaijan : Miverina amin'ilay famonoana nitranga tao amin'ny Ivontoeran'ny Solitany
''Tena ela fiparitahana [tao Azerbaijan] ny vaovao mikasika ilay loza nitranga tao Bakou tamin'ny faran'ny volana lasa teo, ary fanontaniana maro no mbola tsy misy valiny. ... Azo antoka fa tamin'ny marainan'ny 30 aprily 2009, olona 13 no maty nandritra ny fitifirana nahafaty tao amin'ny Ivontoeran'ny solintany azery (Azerbaidjan State Oil Academy)..
Kazakhstan : Mandamina ny adiny ny vinantolahy taloha an'ny Filoha
Mikikitra amin'ny fanamboarana endrika ''demokraty'' amin'ny famoahana vaovao manala baraka ireo manamboninahitra ambony ao amin'ny firenena i Rakhat Aliev, vinantolahy taloha an'ny Filoha.
Azerbaijan: Tontolon'ny blaogy mavitrika
''Tao anatin'ny sahotaka tamin'ilay famonoana mpianatra maro ny 20 Aprily 2009 tao amin'ny Akademian'ny Solitany tao Azerbaijan, sy ny fisamborana ireo tanora mpikatroka sy blaogera amam-polony sasany, mampahafantatra ireo mpamakiny ny tohin'ity loza mahatsiravina ity ny Flying Carpets and Broken Pipelines («Karipetra manidina sy fantsombe tapaka»).''
Sivana ao Ozbekistan : Arakaraky ny Mampiovà Azy, Vao Mainka Ny Eo Ihany no Eo?
Niresaka tamin'i Oumida Akhmedova izahay nialohan'ny nahafatesan'ilay mpanao didy jadona Islam Karimov tamin'ny 2016. Mba nihatsara ve ny fiainan'ny mpanakanto hatramin'izay?
Armenia : Nodidiana Hanao Hetsika ny Tafika Taorian'ny Nivoahan'ny Lahatsarim-Pamolahana Iray Tety Anaty Aterineto
Mitohy mivezivezy ety anaty aterineto, Youtube sy Daily Motion, ny lahatsary iray mampiseho ny toa fandementsaina mibaribary natao tany anivon'ny andian-tafika iray nitoby tao Nagorno Karabakh, faritany iray ifandrana be sy mitaky fizakantena ao anatin'i Azerbaïdjan ary Armeniàna ny ankamaroan'ny mponina ao aminy..
Kyrgyzstan: Fitsapan-kevi-pirenena, vehivavy mpitsikilo tao amin'ny parlemanta
Niresaka tamim-pivitrihana ny vokatry ny fanadihadiana nasionaly notarihan'ny Ivon-toerana Repoblikana Iraisam-pirenena tamin'ny volana Mey 2007 ny tontolon'ny bilaogy Kyrgyztan, izay mponina Kyrgyz 18 taona no miakatra teo amin'ny 1500 teo no nandray tamin'izany fanadihadiana izany.
Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 25 Jona – 01 Jolay 2018?
Nandritra ny herinandron'ny 25 Jona ka hatramin'ny 1 Jolay 2018, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 197 ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Ny laharana faha 19 ao amin'ny lisitra ve ? Angola. Ary ny faha 185 ? Seychelles.
Kianin'ny manampahefana ny fandrindran-kafanan-drivotra rehefa latsaka ao anaty aizina i Azerbaijan
"Vantany vao re tao amin'ny telefônina izy dia ny hafanana ao amin'ny fonja no hany voalazany. "
Zeorzia: Napetraka ny New Media Forum, nisy ny tafatafa tamin'ireo bilaogera
Taorian'ilay New Media Forum vao haingana, nivoaka an-gazety teo an-toerana ny hetsika natao ho an'ny mpianatra sy ny matihanina amin'ny media tao Tbilisi, Zeorzia.