Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Novambra, 2018

10 Novambra 2018

Tontolon'ny bilaogy Alarobia ao Azia

Ny bilaogy amin'ny teny Farsi Shared Pains (nahazo ny Loka RSF Freedom Blog 2005) manana lahatsoratra amin'ny teny Anglisy momba ny fahalalaham-pitenenana ao Afghanistan (poa-tsatroka ho an'ny Afghan Lord).

09 Novambra 2018

Fahombiazana sa tsia ny fifidianana solombavambahoaka nahemotra ela sy nitarina tao Afghanistan?

Nandika ny fifanarahana iraisam-pirenena ny fifidianana solombavambahoaka tany Afganistana tamin'ity volana ity, nanitatra ny fifidianana nandritra ny faran'ny herinandro roa.

07 Novambra 2018

Fandrahonana ny bilaogera Afghana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ity lahatsoratra ity dia nesorina noho ny fangatahan'ilay bilaogera Afghana voakasik'izany, satria nisy ny vaovao nanova tanteraka ny tantara . Toy izao manaraka izao ny votoatin'ny lahatsoratra: Nahazo fandrahonana ho faty i “Sohrab Kabuli“, bilaogera Afghana sady mpandresy tamin'ny...

06 Novambra 2018

Sary avy ao Azerbaijan Notsongaina tao amin'ny Flickr

Sary avy ao Azerbaijan Notsongaina tao amin'ny Flickr.

Zeorzia-Rosia : Ady anaty Aterineto

Ankehitriny, ady no eto amin'ity fanaovana karajia ity, Rindrin'ny tsy fahaizana mifankahazo, fifanomezana tsiny, fiampiangàna, fifanompàna ary ilaozan'ny olona izy, toy ny mpitsoaponenana. Androany, iray tamin'ireo olona fantatro no nanoratra tamiko hoe nialàny ilay vondrona. Toy ny hoe tsy misy intsony ny fitiavana sy ny fanembonana ny omaly. Androany, lasa...

Sary avy any Afghanistana: Ny araben'ny ririnina ao Kabul

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Ny Araben'ny Ririnina ao Kabul” avy amin'i TKnoxB Mizara ny arabe rakotra orampanala miaraka amin'ny lehilahy mitaingina bisikileta ny taksy ao Kabul tamin'ny ririnina farany.

03 Novambra 2018

Fifidianana Parlemantera Ejipsiana

Vitsy no faly tamin'ny voka-pifidianana omaly, ankoatra ireo efa faly tamin'ny toedraharaha Ejipsiana na ny Firahalahian'ny Silamo. Mieritreritra ny hifindra monina i Big Pharaoh, fihetsehampo izay taterin'i Sandmonkey fa manako ao amin'ny firenena (afa-tsy ny iray amin'ireo namany izay nanao tsoakevitra fa ny "Islam no vahaolana”.)