Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Azia Afovoany sy Kaokazy tamin'ny Novambra, 2017

29 Novambra 2017

Misimisy Kokoa Tamin'ny Fanadihadian'ny BBC Mikasika Ny Fandrahonana Blaogera Afgana

Tohizan'ny BBC ny fanadihadiana mikasika ireo fitarainana nataon'ny blaogera Afgana iray, Sohrab Kabuli, hoe nisy nandrahona azy avy ao anatin'ny rafitra informatikan'ny BBC.

26 Novambra 2017

‘Tsapako Tao Anatin'ny Hoditro sy ny Taolako Io Fahasambarana Io’ : Nafana Ny Lalao Baolina Kitra Tao Afghanistàna

"Fahombiazana lehibe (ilay) lalao famaranana baolina kitra Afghàna, tsy ahoana izay nandresy. Vahoaka marobe no nampahery nandritra ny ora roa."

25 Novambra 2017

Ondry Iray Natao Sorona Mba Hanakanana Ny Lozam-pifamoivoizana Mateti-pitranga Ao Kyrgyzstan

Nanao sorona ondry iray noho ny fombafomba ireo manampahefana sy mpitondra fivavahana ao an-toerana, ao atsimon'i Kyrgyzstan tamin'ity herinandro ity mba hanantena hanakana ny lozam-pifamoivoizana mateti-pitranga manerana ny lalambe ao amin'ny firenena.

23 Novambra 2017

Afganistana: Vaovao Momba Ilay Voafonja Sayed Pervez Kambakhsh

Afaka nihaona tamin'ilay mpianatra ho mpanao gazety  Sayed Pervez Kambakhsh izay nogadraina tao amin'ny fonjan'i Pul-e Charkhi i Nasim Fekrat, mpanao gazety Afgana tsy miankina iray.

22 Novambra 2017

Tsy Misy Ny Hetsika Manoloana Ny Sazy Ho Faty Ho An'ilay Mpisera Aterineto Afghana

Mpianatra momba ny asa fanaovan-gazety ao amin'ny Anjerimanontolo Balk ao Mazar-i Sharif i Sayed Parwez Kambakhs. Voasazy ho faty izy ankehitriny noho ny fanehoan-kevitra nataony ary tsy misy ny hetsika iraisam-pirenena ho fanavotana azy

20 Novambra 2017

Ny Hopitalin'i Bagram Ao Egypta

Nanamarika ity lahatsoratra manaraka ity ho toy ny  "resaka momba ny fitaomam-panahy" i Jessyz ao amin'ny bilaoginy Chocolate Mints in a Jar ("Boati-tsôkôla misy solila") , bilaogy iray amin'ny teny Anglisy:

19 Novambra 2017

Planina Marshall, Haintany sy Herat

Nanazava ny antony mahatonga ny drafitra Marshall ao amin'ny fireneny tsy nahatratra ny tanjony i i Sanjar.

18 Novambra 2017

Bitsibitsika Afgàna: Ny Tsy Fandriampahalemana & Fanavakavaham-bolokoditra

Niresaka momba ny tsy fisian'ny fandriampahalemana ao amin'ny firenena sy ny fipoahana baomba vao haingana ireo bilaogera Afgàna vitsivitsy. Hojerentsika ny vitsivitsy amin'izy ireo.

17 Novambra 2017

Nisy Sivily Ampolony Maty Ve Tamin'ny Fanafihana an'Habakabaka Tetikady Vaovaon'i Trump ao Afghanistan?

Nandrakitra ny Firenena Mikambana fa niakatra 43 isanjato ny sivily maty vokatry ny fanafihana an'habakabaka natao nandritra ny enimbolana voalohany tamin'ny taona 2017.

Afganistana: Nahena Ho 20 Taona Ny Sazin'i Sayed Pervez Kambakhsh

Nanafoana ny fanamelohana ho faty ho an'ilay mpianatra mpanao gazety voampanga ho naniratsira fivavahana tamin'ny fametrahana fanontaniana tao am-pianarana momba ny zon'ny vehivavy araka ny Islamo ny Fitsarana Avo ao Afganistana. Saingy mbola nanameloka azy 20 taona an-tranomaizina ny mpitsara.