Lahatsoratra farany an'i Mpanoratra Taloha
Saripika: Nizara ny fitiavany ny permaculture tany Surinam izy
Resadresaka nifanaovana tamin'i Alex Yakaumo, manam-pahaizana manokana momba ny permaculture, mampianatra sy mitantana atrikasa momba ny tontolo iainana manerantany ao anatin'ny fiarahamonina ao Surinam.
Hatezerana Satria i Zimbaboe Mitarika Fikambanana Lehibe Erantany
Toy ny hoe tsy ampy ireo korontana manjo an'ireo Zimbaboeana, tohina izy ireo raha nivoaka fa ny firenenan'izy ireo izay tratry nyfahirano no hitantana ny Kaomisionan'ny Firenena Mikambana momba ny Fandrosoana Maharitra ao anatinà nofy ratsy iray hafa izay i Zimbaboe. Nisy ihany ny fiakaran'i Zimbaboe na dia atao hoe firenena manana ny toekarena mihemotra haingana indrindra sy manana ny fidanganam-piainana avo indrindra manerantany aza izy.
Anatin'ny Fifidianana Ao Pakistana, Fampijaliana Biby Ho An'ny Seho Pôlitika
"Boriky iray voakapoka nivoa-drà, im-betsaka nomena totohondry teny amin'ny lohany ary kibony, rotika ny orona, voadakadaka teny amin'ny tenany manontolo mandra-pidarabony"
Thailandy : Nokaramaina Hanao Fihetsiketsehana Ve Ny Lobaka Mena?
Nihetsika nandritra ny herinandro telo ny Lobaka mena ; nangataka ny fialan'ny praiminisitra Abhisit Vejjajiva izay ampangain'izy ireo ho tonga eo amn'ny fitondràna tamin'ny fomba tsy ara-dalàna
India : Zava-misy Sy Isa Mahaliana Momba ny Fifidianana
Andiany faha-15 izao no nisian'ny fifidianana ho solombavambahoaka tao India taorian'ny nahazoany fahaleovantena tamin'ny 1947.
Ao India, arovan'ny polisy ny omby, ahilika miandry fotoana ny olona
"Mampalahelo ny mahafantatra fa masina kokoa ny fiarovana ny omby noho ny fiainan'ny olombelona... Moa ve atao anjorom-bala tokoa ny vitsy an'isa eto amin'ny firenena ka kolokoloina ho olom-pirenena sokajy faharoa??"
Ny endrika matroky ny mondialy tany Rosia, fanorisorenana ireo vehivavy “sariaka loatra” amin'ireo vahiny

Ho rava afaka herinandro maromaro ny fifaliana niainana anaty mondialy saingy mbolamitoetra ny fanontaniana matotra amin'ny zon'ny vehivavy rosianina.
Mpikatroka iray ao Burkina Faso miatrika fitsarana noho ny fanehoan-keviny tao amin'ny Facebook
Zo ara-dalàmpanorenana ao amin'ny firenentsika ny fahalalahana miteny" AVOTSORY I NAIM TOURE
Netizen Report: Mitohy ny fitondran'i Erdogan dia mbola ho voahenjika izany ireo mpanao gazety — mpandika teny ve no manaraka?
Atolotry ny Advox Netizen Report ny tatitry ny fanamby, fandresena, fironana misongadina momba ny zo an'aterineto manerana izao tontolo izao.
Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000!
Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany.