Naomy · Mey, 2024

Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Mey, 2024

Lahatsoratra be mpamaky tamin'ny volana avrily 2024

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Mey 2024

Ao anaty ezaka hankatoavana ireo mpanoratra sy mpandika lahatsoratra sy mba hisian'ny mangarahara kokoa momba ny mpamaky anay isam-bolana, dia manohy ny andiany Stats4Community izahay, izay izaranay isam-bolana ny torohay vaovao momba ireo tantara malaza indrindra aty aminay.