Harentsoa Tsiky Rakotoson · Desambra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Desambra, 2018

Oman: Fampianarana “fandaniam-potoana”

Tsy mba noraisin'ny mponina ho rafitra ara-drariny noho ny antony samihafa ny rafitra fandraisana ireo mpianatra amin'ny ambaratonga ambony eny amin'ny oniversite any Oman. Ny rafitra fanabeazana teo aloha 'Thanawiyah Ammah' dia voatsikera noho izy mandrisika ny fianarana amin'ny alalan'ny fitadidiana fa tsy mba mampianatra ny tena fomba fianarana

Kolombia: Laboratoaran'ny Media Vaovao andrenivohitra Pixelazo sy ny fihaonan'ny bilaogeran'i Medellín

  03 Desambra 2018

Nankafy ny fisian'ny hetsika marobe mifandraika amin'ny mediam-baovao i Kolombia. Ny herinandro lasa teo, ny labiera sy bilaogy MedalloBloguero (tanànan'ny fikambanan'ny bilaogy Medellin), izay nihaonan'ireo bilaogera Kolombiana ao an-tanàna, mba hifampiresaka sy hisotrosotro. Naka sary ny vahiny mpitsidika iray avy any Bogota, Victor Solano ary nandefa ireo sary tamin'ny hetsika.

Songadina Bolivia – 2005

  03 Desambra 2018

Manoratra i Alexey hoe "tato ho ato aho dia gaga tamim-pifaliana tamin'ny fitantarana nataon'ny bilaogy sasany mahakasika ny toe-draharaha politika boliviana" aho ary tena sarotra tokoa ny tsy hiombon-kevitra aminy.

Bahrain: Ahmadinejad, Manohana sa tsia

Manana fifandraisana ara-tantara sy ara-kolontsaina marobe amin'i Iran i Bahrain.  Bahrainita marobe no manana fiaviana Persianina sy miteny Persiana, ary maro ny fiarahamonina Shiita ao Bahrain matetika mankany amin'ny toeram-pivavahana ao Iran. Tao amin'ny bilaogy sy sehatra fiadian-kevitra Bahrainita, marobe ny fanohanana an'i Mahmoud Ahmadinejad,..