Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Oktobra, 2022
Feno alika nilaozan'ny tompony ny tendrombohitra Makedoniana ka mampidi-doza ireo lynx efa ahiana ho lany taranaka
Any Makedonia Avaratra, alaina eny amin'ny araben'ny tanàna sy angonin'ny mpisambotra alika ao amin'ny fiadidiana ny tanàna ny alika nariana ka alefa any an-tendrombohitra manatevin-daharana ireo amboadia sy mifanome taranaka any.
Miaka-danja ny sehatrasam-pizahantany ao Albania, mampitombo ny fanahiana fanambakàna ny ankizy ara-nofo, hoy ny fampitandreman'ny tatitra iray vaovao
Tao anatin'ny tatitra navoakan'izy ireo vao haingana, naneho ny ahiahiny ny Foiben'ny Zon'ny Ankizy Albania (CRCA/ECPAT Albania) fa tsy ampy torohay sy fahalalàna amin'ny fifandraisan'ny sehatrasam-pandratoana sy fizahantany amin'ny fanararaotana ara-nofo ny ankizy ny manampahefana ao amin'ny sehatry ny fizahan-tany sy ny eo amin'ny rafitra fiarovana.
Eo an-tampon'ny famirapiratana manerantany ny Baskety lehilahy ao Sodàna Atsimo
Miroborobo ao anatin'ny fanamby atrehina ara-fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy ireo ligy eo an-toerana ny baskety Sodàna Atsimo .