Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Febroary, 2018
Ejypta: “Fifaninanana Tsy Azo Ihodivirana Momba Ny Sary Amboarina (Photoshop) Misy An'i Mubarak
(2010) Satria nanomboka tamin'ny fiandohan'ny volana ny fifampidinihana Fandriampahalemana 2010 - eo amin'ireo mpitarika avy any Israely, Palestina, Jordania, Ejipta ary Etazonia - efa naneho fisalasalana sahady amin'ny vokatr'izany, sy ny fandraisana anjaran'ny filoha Mubarak (izay matetika kinendrin'ny fihetsiketsehana ao amin'ny firenena) ireo bilaogera Ejypsiana.
Colombia: Andro Tsy Misy Fiara Ao Medellín
Lasa lavitra mihoatra ny andro tsy misy fiara ity fianakaviana ity: nalain'ny rainy sy ny reniny tamin'ny soavaly tany an-tsekoly ny ankizy.
Colombia: Mankalaza ny Fetiben'ny Voninkazo i Medellín
Isan-taona, rehefa tonga ny volana Aogositra, mitodika amin'ny Fetiben'ny Voninkazo amin'ny dikan'ny teny rehetra ny tanànan'i Medellín, Colombia.
Trandraho Ireo Lahatsary Vaovao Ao Amin'ny Rising Voices
Efa nampiofana mpandray anjara tamin'ireo vondrom-piarahamonina tsy voasolotena araka ny tokony ho izy mikasika ny fomba fampiasàna fitaovam-pampitam-baovaon'olon-tsotra mandritra ny fito volana ny fihodinana voalohany amin'ny tetikasa Rising Voices.
Maraoka: Navotsotra Vonjimaika i Mohammed Erraji
Androany, nifaly ireo Maraokana noho ny vaovao fa navotsotra vonjimaika i Mohammed Erraji, bilaogera nosamborina sy nogadraina avy hatrany. Saingy vetivety ihany ny fifaliana, satria niresaka momba ny rafitra mikorotana mikasika izany sy ny fotoam-pitsarana manaraka an'i Erraji ny bilaogera.